>Le ton juste

Cybercriminalité… varavarana misokatra

1 min read

Mikarakara varavarana misokatra mikasika ny andraikitra mikasika ny fampiasana tambajotran-tserasera ny Minisitera mpiahy ny serasera.

https://www.facebook.com/Ministère-de-la-Communication-et-de-la-Culture-987120764641550/

Famitahana isan-karazany eto amin’ny tambajotran-tserasera (na varotra io na fanakalozana), ny fitaritana olona tsy ampy taona hanao mamoa-fady, ny fangalarana ny mombamomba olona iray, ny fanopana olona, ny fitaritana adim-poko, sns… 

Misy lalàna manasazy azy ireny.

Nitsangana ny « Cellule de la lutte contre la cyberciminalité » eto amin’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, miara-miasa feno amin’ny an’ny sampan-draharahan’ny zandarmariam-pirenena sy ny polisim-pirenena. 

Hitaiza, hampahafantatra, hiaro ny niharan’ny tsy mety, hanenjika ny manao ny tsy mety.

Hisy varavarana misokatra hampahafantarana azy rahampitso Zoma 16 Aogositra 2019 ao amin’ny Tranom-bokim-pirenena Anosy.

Ho zaraina amintsika eto ny akon’izany hetsika izany.

Azo hanitarana ny fanadihadiana

Avec le développement des services sur Internet, chaque internaute peut s’exposer à une menace d’origine criminelle et devenir, malgré lui, la cible ou l’acteur involontaire d’un délit. Cet ouvrage traite de toute forme de délinquance électronique et de dysfonctionnement d’origine criminelle utilisant les technologies de l’information et de la communication. 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *